top of page
Confetti_edited_edited.png

Concours de logo et de l'hymne des
50 ans du Sekoly Alahady FPMA Paris 
1976 – 2026

*Concours terminé*

En ce Jubilé, nous célébrons l’Éternel Dieu, en Lui exprimant notre reconnaissance pour sa Bonté envers le Sekoly Alahady. Durant ces 50 années passées, Il nous a manifesté sa Fidélité, aussi bien dans les bons moments que dans les épreuves. Puisse-t-Il continuer à nous inspirer dans la transmission de sa Grâce aux générations futures.

 

Le verset conducteur et la réflexion cités ci-dessus constituent une source d’inspiration pour l’élaboration du logo et de l’hymne.

📩 Pour toute information supplémentaire, veuillez vous adresser aux moniteurs, ou à la commission communication à l'adresse mail suivante : commmunication-sa-fpma-paris@googlegroups.com

Confetti_edited_edited.png

Fifaninanan logo sy hira
50 taona ny Sekoly Alahady FPMA Paris
1976 – 2026

*Tapitra ny fifaninanana*

Amin’izao taon-jobily izao, andeha isika hankalaza ny Tompo hanehoantsika ny fankasitrahantsika Azy, noho ny soa nasehony teto anivon’ny Sekoly Alahady. Nandritra izay dimampolo taona lasa izay dia nanehoany fa mahatoky Izy , ka tsy nandao antsika na tamin’ny mora na tamin’ny sarotra. Izy anie mbola hanolo-tsaina antsika hatrany eo amin’ny fampitàna ny Fahasoavany ho an’ny taranaka aoriana.

 

Ny teny soratra masina fototra sy ny fisaintsainana etsy ambony dia entina hanome aingam-panahy amin’ny fanaovana ny logo sy ny hira faneva.

FPMA PARIS

Eglise Protestante Malgache de France

Paroisse Paris

LIEU DE CULTE

Eglise de la Redemption

16 rue Chauchat

75009 Paris

bottom of page